1Tantara 2:40 - Baiboly Katolika i Elasà niteraka an’i Sisamoia, i Sisamoia niteraka an’i Seloma, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Elasa no niteraka an’i Sismay; i Sismay no niteraka an’i Saloma; DIEM PROTESTANTA i Elehasà, ray niteraka an’i Sisemay; i Sisemay, ray niteraka an’i Saloma; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Elehasà, ray niteraka an’i Sisemay; i Sisemay, ray niteraka an’i Saloma; Baiboly Protestanta Malagasy ary Elasa niteraka an’i Sismay; ary Sismay niteraka an’i Saloma; Malagasy Bible ary Elasa niteraka an'i Sismay; ary Sismay niteraka an'i Saloma; La Bible en Malgache i Elasa no niteraka an’i Sismay; i Sismay no niteraka an’i Saloma; |