1Tantara 2:38 - Baiboly Katolika i Obeda niteraka an’i Jehò. I Jehò niteraka an’i Azariasa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Obeda no niteraka an’i Jeho; i Jeho no niteraka an’i Azaria; DIEM PROTESTANTA i Hôbeda, ray niteraka an’i Jehò; i Jehò, ray niteraka an’i Hazarià; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Hôbeda, ray niteraka an’i Jehò; i Jehò, ray niteraka an’i Hazarià; Baiboly Protestanta Malagasy ary Obeda niteraka an’i Jeho; ary Jeho niteraka an’i Azaria; Malagasy Bible ary Obeda niteraka an'i Jeho; ary Jeho niteraka an'i Azaria; La Bible en Malgache i Obeda no niteraka an’i Jeho; i Jeho no niteraka an’i Azaria; |