1Tantara 2:37 - Baiboly Katolika I Zabada niteraka an’i Oflàla, i Oflàla niteraka an’i Obeda; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Zabada no niteraka an’i Efilala; i Efilala no niteraka an’i Obeda; DIEM PROTESTANTA i Zabada, ray niteraka an’i Epelala; i Epelala, ray niteraka an’i Hôbeda; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Zabada, ray niteraka an’i Epelala; i Epelala, ray niteraka an’i Hôbeda; Baiboly Protestanta Malagasy ary Zabada niteraka an’i Efiala; ary Efiala niteraka an’i Obeda; Malagasy Bible ary Zabada niteraka an'i Efiala; ary Efiala niteraka an'i Obeda; La Bible en Malgache i Zabada no niteraka an’i Efilala; i Efilala no niteraka an’i Obeda; |