Tsy nitera-dahy i Sesàna, fa nanan-janaka vavy izy. Nanana ankizy lahy Ejiptianina anankiray izy, atao hoe i Jeraà,
1Tantara 2:35 - Baiboly Katolika nomeny ho vadin’io ny zanany vavy, ka niteraka an’i Eteia taminy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nomen’i Sesana ho vadin’i Jara mpanompony ny zanany vavy; ary niteraka an’i Atahy taminy izy. DIEM PROTESTANTA Koa nomen’i Sesàna ho vadin’i Jarehà mpanompony ny zanany vavy anankiray ka niteraka an’i Hatahy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Koa nomen’i Sesàna ho vadin’i Jarehà mpanompony ny zanany vavy anankiray ka niteraka an’i Hatahy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanani-vavy nomen’i Sesana ho vadin’i Jara mpanompony; ary izy niteraka an’i Atahy taminy. Malagasy Bible Ary ny zananivavy nomen'i Sesana ho vadin'i Jara mpanompony; ary izy niteraka an'i Atahy taminy. La Bible en Malgache Nomen’i Sesana ho vadin’i Jara mpanompony ny zanany vavy; ary niteraka an’i Atahy taminy izy. |
Tsy nitera-dahy i Sesàna, fa nanan-janaka vavy izy. Nanana ankizy lahy Ejiptianina anankiray izy, atao hoe i Jeraà,