1Tantara 2:29 - Baiboly Katolika Ny anaram-badin’i Abisora dia i Abihaila, ary izy niteraka an’i Ahobàna, sy i Môlida taminy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny anaran’ny vadin’i Abisora dia i Abihaila; ary niteraka an’i Abana sy i Molida taminy izy. DIEM PROTESTANTA Ny anaran’ny vadin’i Abisora dia i Abihaîla; izy no reny niteraka an’i Ahebàna sy i Môlida. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny anaran’ny vadin’i Abisora dia i Abihaîla; izy no reny niteraka an’i Ahebàna sy i Môlida. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny anaran’ny vadin’i Abisora dia Abihaila; ary izy niteraka an’i Abana sy Molida taminy. Malagasy Bible Ary ny anaran'ny vadin'i Abisora dia Abihaila; ary izy niteraka an'i Abana sy Molida taminy. La Bible en Malgache Ny anaran’ny vadin’i Abisora dia i Abihaila; ary niteraka an’i Abana sy i Molida taminy izy. |