1Tantara 2:15 - Baiboly Katolika i Asoma fahenina, ary i Davida fahafito. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Ozema, fahenina; ary i Davida, faralahy; DIEM PROTESTANTA sy i Ôtsema ary i Davida. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara sy i Ôtsema ary i Davida. Baiboly Protestanta Malagasy sy Ozema, fahenina, ary Davida, faralahy; Malagasy Bible sy Ozema, fahenina, ary Davida, faralahy; La Bible en Malgache i Ozema, fahenina; ary i Davida, faralahy; |
Ny anabavin’ireo dia i Sarvià sy i Abigaila. Zanak’i Sarvià: i Abisaia, i Jôaba, i Asaela, telo lahy.