I Jôaba, zanak’i Sarvià, no nifehy ny miaramila; i Jôsafata zanak’i Ahiloda, no mpitahiry ny bokim-panjakana;
1Tantara 18:15 - Baiboly Katolika I Jôaba zanak’i Sarvià no nifehy ny miaramila; i Jôsafata zanak’i Ahiloda, no mpitahiry ny bokim-panjakana; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Joaba, zanak’i Zeroia, no lehiben’ny miaramila; i Josafata, zanak’i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaham-panjakana; DIEM PROTESTANTA I Jôaba zanakalahin’i Tseroià, no lehiben’ny tafika; i Jôsafata zanakalahin’i Ahiloda, no mpitondra tenin’ny mpanjaka, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Jôaba zanakalahin’i Tseroià, no lehiben’ny tafika; i Jôsafata zanakalahin’i Ahiloda, no mpitondra tenin’ny mpanjaka, Baiboly Protestanta Malagasy Ary Joaba, zanak’i Zeroia, no komandin’ny miaramila; ary Josafata, zanak’i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaham-panjakana. Malagasy Bible Ary Joaba, zanak'i Zeroia, no komandin'ny miaramila; ary Josafata, zanak'i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaham-panjakana. La Bible en Malgache I Joaba, zanak’i Zeroia, no lehiben’ny miaramila; i Josafata, zanak’i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaham-panjakana; |
I Jôaba, zanak’i Sarvià, no nifehy ny miaramila; i Jôsafata zanak’i Ahiloda, no mpitahiry ny bokim-panjakana;
I Elihôrefa sy i Ahià, zanak’i Sisà, no mpanoratra; i Jôsafata zanak’i Ahiloda, no mpitahiry boky;
Ary hoy i Davida: «Na iza na iza handresy voalohany ny Jeboseanina dia izy no ho lehibe sy filohany.» Ary i Jôaba zanak’i Sarvià no niakatra voalohany, ka izy no tonga lehibe.
Nanjaka tamin’i Israely rehetra i Davida ary nitondra ny vahoakany rehetra araka ny rariny sy ny fahamarinana.
i Sadôka zanak’i Akitoba, sy i Abimeleka zanak’i Abiatara, no mpisorona, i Sosa no mpanoratra;
manarakaraka an’i Akitôfela dia i Jôiadà, zanak’i Banaiasa, sy i Abiatara. I Jôaba no komandin’ny tafiky ny mpanjaka.