Nantsoin’i Davida ny mpisorona Sadôka sy i Abiatara, ary ny Levita, i Oriela, i Asaiasa, i Joela, i Semeiàsa, i Eliala ary i Aminadaba.
1Tantara 15:7 - Baiboly Katolika tamin’ny taranak’i Gersôma: i Joela lehibe sy ny rahalahiny, 130; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 tamin’ny taranak’i Gersoma dia i Joela lehibeny sy ny rahalahiny telopolo amby zato; DIEM PROTESTANTA tamin’ny taranak’i Gersôna dia i Jôela lehibeny mbamin’ny namany 130 lahy; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara tamin’ny taranak’i Gersôna dia i Jôela lehibeny mbamin’ny namany 130 lahy; Baiboly Protestanta Malagasy tamin’ny taranak’i Gersona dia Joela lehibeny sy ny rahalahiny telo-polo amby zato; Malagasy Bible tamin'ny taranak'i Gersona dia Joela lehibeny sy ny rahalahiny telo-polo amby zato; La Bible en Malgache tamin’ny taranak’i Gersoma dia i Joela lehibeny sy ny rahalahiny telopolo amby zato; |
Nantsoin’i Davida ny mpisorona Sadôka sy i Abiatara, ary ny Levita, i Oriela, i Asaiasa, i Joela, i Semeiàsa, i Eliala ary i Aminadaba.