1Tantara 11:30 - Baiboly Katolika i Maharay avy any Netôfa, i Heleda zanak’i Baanà, ary i Netofà; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Maharay netofatita, i Heleda, zanak’i Bana netofatita; DIEM PROTESTANTA i Maheray, avy ao Netôfà; i Heleda, zanakalahin’i Bahanà, avy any Netôfà; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Maheray, avy ao Netôfà; i Heleda, zanakalahin’i Bahanà, avy any Netôfà; Baiboly Protestanta Malagasy sy Maharay Netofatita sy Heleda, zanak’i Bana Netofatita, Malagasy Bible sy Maharay Netofatita sy Heleda, zanak'i Bana Netofatita, La Bible en Malgache i Maharay netofatita, i Heleda, zanak’i Bana netofatita; |
i Heleda zanak’i Baanà, avy any Netôfah; i Etaia zanak’i Ribaia, avy any Gabaàn’ny taranak’i Benjamina;
i Etay, zanak’i Ribaì avy any Gabaàn’ny taranak’i Benjamina, i Banaia avy any Faratôna.
Zanaka lahin’i Salmà: i Betlehema sy ny Netofatianina, i Atarôta-Bety-Jôaba, ny antsasaky ny Manaktiana, ny Sareanina,
I Maraì avy any Netofà amin’ny fianakavian’i Zarahita no faha-10, ho amin’ny volana faha-10, ary 24.000 no isan’ny antokony.
I Holdaì avy any Netofà, amin’ny fianakavian’i Otoniela, no faha-12, ho amin’ny volana faha-12, ary 24.000 isan’ny antokony.