Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 11:28 - Baiboly Katolika

i Irà zanak’i Aksesa avy any Tekôe, i Abiesera, avy any Anatôta;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ira, zanak’Ikesy tekoita; i Abiezera anatotita,

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

i Hirà, zanakalahin’i Hikesy, avy any Tekôa; i Abihezera, avy any Hanatôta;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

i Hirà, zanakalahin’i Hikesy, avy any Tekôa; i Abihezera, avy any Hanatôta;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

sy Ira, zanak’Ikesy Tekoita, sy Abiezera Anatotita

Jereo ny toko

Malagasy Bible

sy Ira, zanak'Ikesy Tekoita, sy Abiezera Anatotita

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ira, zanak’Ikesy tekoita; i Abiezera anatotita,

Jereo ny toko



1Tantara 11:28
7 Rohy Ifampitohizana  

i Helesa, avy any Falitỳ, i Hirà zanak’i Aksesa, avy any Tekoe;


i Abiesera, avy any Anatôta; i Mebonaia, Hosatita;


i Samôta avy any Arôry, i Helesa avy any Falôna,


i Sobokay Hosatita, i Ilaì Ahôlita,


i Ahisera no lohany, dia i Jôasa zanak’i Samaà any Gabaà, i Jaziela sy i Faleta zanak’i Azmôta, i Barakà, i Jehò avy any Anatôta;


I Abiezera avy any Anatôta isan-taranak’i Benjamina no fahasivy, ary 24.000 no isan’ny antokony.


I Hirà, zanak’i Aksesa avy any Tekôe no fahenina ho amin’ny volana fahenina, ary 24.000 no isan’ny antokony.