1Tantara 11:20 - Baiboly Katolika
I Abisaï, rahalahin’i Jôaba lehiben’ny Telopolo lahy, dia nampandihy ny lefony tamin’ny lehilahy telon-jato, ka nahafaty an’ireo, ka nanan-daza tamin’izy telopolo lahy.
Jereo ny toko
I Abisay, rahalahin’i Joaba, no lehibe tamin’izy telo lahy; izy koa no namely telonjato lahy tamin’ny lefona ka nahafaty azy, dia izy no nalaza tamin’izy telo lahy.
Jereo ny toko
I Abisay, rahalahin’i Jôaba, no filohan’ny «andian’ny telopolo lahy». Izy no ilay nampandihy lefona hamelezana fahavalo telonjato lahy ka nahafaty azy, kanefa tsy tafiditra anarana tao anatin’ny «Tariky ny telo lahy».

Ary Abisay, rahalahin’i Joaba, no lehibe tamin’izy telo lahy; fa izy koa namely telon-jato lahy tamin’ny lefona ka nahafaty azy, ka dia izy no nalaza tamin’izy telo lahy.
Jereo ny toko
Ary Abisay, rahalahin'i Joaba, no lehibe tamin'izy telo lahy; fa izy koa namely telonjato lahy tamin'ny lefona ka nahafaty azy, ka dia izy no nalaza tamin'izy telo lahy.
Jereo ny toko
I Abisay, rahalahin’i Joaba, no lehibe tamin’izy telo lahy; izy koa no namely telonjato lahy tamin’ny lefona ka nahafaty azy, dia izy no nalaza tamin’izy telo lahy.
Jereo ny toko