Roa no zanaka lahy naterak’i Hebera: ny anaran’ny anankiray dia Falega, fa tamin’ny androny no nizarana ny tany; ary ny anaran’ny rahalahiny kosa dia Jektàna.
1Tantara 1:20 - Baiboly Katolika Ny naterak’i Jektàna dia i Elmôdada, i Salefa, i Asarmota, i Jare, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Joktana no niteraka an’i Almodada, i Selefa, i Hazarmaveta, i Jera, DIEM PROTESTANTA I Jôktàna no ray niteraka an’i Almôdada sy i Salefa, i Hatsarmavety sy i Jarà, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Jôktàna no ray niteraka an’i Almôdada sy i Salefa, i Hatsarmavety sy i Jarà, Baiboly Protestanta Malagasy Ary Joktana niteraka an’i Almodada sy Salefa sy Hazarmaveta sy Jera Malagasy Bible Ary Joktana niteraka an'i Almodada sy Salefa sy Hazarmaveta sy Jera La Bible en Malgache I Joktana no niteraka an’i Almodada, i Selefa, i Hazarmaveta, i Jera, |
Roa no zanaka lahy naterak’i Hebera: ny anaran’ny anankiray dia Falega, fa tamin’ny androny no nizarana ny tany; ary ny anaran’ny rahalahiny kosa dia Jektàna.