Drafitra famakiana Baiboly

- dokam-barotra -
← Drafitra
Herim-po
Drafitra famakiana Baiboly

Herim-po

7 androhttp://www.youversion.com/MG
Tsy mbola nanomboka ity drafitra ity ianao. Afaka manomboka rehefa tianao ianao.
Tsy mbola nanomboka ianao.
Famaritana ny drafitra

Ianaro izay lazain’ny Baiboly momba ny fahasahiana sy ny fahatokiana. Ny Drafi-pamakiana "Herim-po" dia mamporisika ny mpino amin'ny fampahatsiahivana ny maha-izy azy ao amin'i Kristy sy ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra. Rehefa an'Andriamanitra isika dia afaka manatona mivantana Azy. Avereno vakiana—na atomboy ny famakiana—ireo fahazahoana antoka fa manana ny toerana misy anao tokoa ianao ao amin’ny fianakavian’Andriamanitra.



dokam-barotra