Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Zakaria 8:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Ary nisy tenin’ny TOMPOn’izao rehetra izao tamiko nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Ary tonga tamiko ny tenin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Ary nisy tenin’ny TOMPOn’izao rehetra izao tamiko nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Tonga tamiko ny tenin’i Iavehn’ny tafika, nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Ary ny tenin’i Jehovah, Tompon’ny maro, dia tonga tamiko nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Ary ny tenin'i Jehovah, Tompon'ny maro, dia tonga tamiko nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Zakaria 8:18
5 Rohy Ifampitohizana  

Aza mieritreritra hanisy ratsy ny namana ary aza mety hianiana lainga, fa halako ny zavatra rehetra toy ireny. Izaho TOMPO no manao izany teny hentitra izany.»


–Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao: ny fifadian-kanina izay tandremanareo amin’ny volana fahefatra sy fahadimy ary fahafito sy fahafolo, dia ho tonga fetim-pifaliana sy firavoravoana mahafinaritra ho an’ny vahoakan’i Joda. Kanefa tiava ny fahamarinana sy ny fiadanana.


Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao: «Mahereza, fa efa renareo ankehitriny ny fampanantenana izay nambaran’ny mpaminany tamin’ny andro nametrahana ny fototry ny tranoko mba hanorenana indray ny tempoliko.


Tamin’izay dia nisy Jiosy mpivavaka tsara, zanaka am-pielezana avy tamin’ny firenen-tsamihafa ambanin’ny lanitra, tafatoetra tao Jerosalema.


Nokarohin’ny mpaminany tokoa izay vaninandro sy toe-javatra notondroin’ny Fanahin’i Kristy; fa tao anatin’izy ireo ny Fanahin’i Kristy ka nanambara mialoha ny fijaliana hanjo an’i Kristy sy ny voninahitra hanaraka izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra