Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Rota 4:19 - DIEM PROTESTANTA

19 i Hetsirôna, ray niteraka an’i Rama; i Rama, ray niteraka an’i Haminadaba;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 i Hezrona dia niteraka an’i Rama; i Rama dia niteraka an’i Aminadaba;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 i Hetsirôna, ray niteraka an’i Rama; i Rama, ray niteraka an’i Haminadaba;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 ary Hezrona niteraka an’i Rama; ary Rama niteraka an’i Aminadaba;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 ary Hezrona niteraka an'i Rama; ary Rama niteraka an'i Aminadaba;

Jereo ny toko dika mitovy




Rota 4:19
6 Rohy Ifampitohizana  

I Aharôna dia nanambady an’i Eliseba, zanakavavin’i Haminadaba sady anabavin’i Nahasôna; io Eliseba io no niterahan’i Aharôna an’i Nadaba sy i Abihò ary i Elehazara sy i Itamara.


I Arama, ray niteraka an’i Haminadàba; i Haminadàba, ray niteraka an’i Nahasôna; i Nahasôna, ray niteraka an’i Salmôna.


zafim-paladian’i Haminadàba, ary zafin-dorian’i Admîna, dia i Admîna zanakalahin’i Arama, zafin’i Arnỳ, zafiafin’i Hesrôna, zafin-dohalik’i Peretsa, zafin-kitrokelin’i Jodà,


Izao no taranak’i Peretsa: i Peretsa no ray niteraka an’i Hetsirôna,


i Haminadaba, ray niteraka an’i Nahasôna; Nahasôna, ray niteraka an’i Salmôna;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra