Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Rota 3:17 - DIEM PROTESTANTA

17 sady niteny koa izy hoe: –Nomeny ireto vary ôrza 15 kilao ireto aho, fa hoy izy tamiko: «Aza miverina mitondra tanam-polo mody fotsiny any amin’ny rafozambavinao!»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Hoy koa izy: Ireto varimbazaha inenin’ny famarana ireto dia nomeny ahy; fa hoy izy tamiko: Aza mandeha tsy mitondra zavatra ho any amin’ny rafozambavinao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 sady niteny koa izy hoe: –Nomeny ireto vary ôrza 15 kilao ireto aho, fa hoy izy tamiko: «Aza miverina mitondra tanam-polo mody fotsiny any amin’ny rafozambavinao!»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 «Ary nomeny ity orja inenin’ny famarana ity koa aho, hoy izy, nataony hoe: Tsy hody any amin-drafozanao mitondra tanam-polo fotsiny ianao».

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Ary hoy koa izy: Ireto vary hordea inenin’ny famarana ireto dia nomeny ahy; fa hoy izy tamiko: Aza mandeha tsy mitondra zavatra ho any amin’ny rafozanao-vavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Ary hoy koa izy: Ireto vary hordea inenin'ny famarana ireto dia nomeny ahy; fa hoy izy tamiko: Aza mandeha tsy mitondra zavatra ho any amin'ny rafozanao-vavy.

Jereo ny toko dika mitovy




Rota 3:17
2 Rohy Ifampitohizana  

ary nony tonga tany amin’ny rafozambaviny izy, dia nanontaniany hoe: –Nanao ahoana ianao tany, anaka? Dia notantarain’i Rota azy avokoa izay nataon’i Bôhaza taminy,


Dia hoy i Nahômỳ hoe: –Mipetraha eto, anaka, mandra-pahafantaranao izay hiafaran’ny raharaha; satria tsy hijanona i Bôhaza, raha tsy vitany anio ihany ny raharaha.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra