Rota 3:15 - DIEM PROTESTANTA15 ka hoy izy tamin’i Rota: –Ento etỳ iny lamba itafianao iny, ary hazony tsara. Rehefa nataony izany, dia nofenoin’i Bôhaza vary ôrza 15 kilao ka nampitondrainy azy. Dia lasa nody tany an-tanàna i Rota; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Dia hoy koa izy: Ento atỳ ny lamba itafianao ka hazòny. Ary rehefa nataony izany dia namatra varimbazaha inenin’ny famarana i Boaza ka nampitondrainy azy izany. Dia lasa nankany an-tanàna i Boaza. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 ka hoy izy tamin’i Rota: –Ento etỳ iny lamba itafianao iny, ary hazony tsara. Rehefa nataony izany, dia nofenoin’i Bôhaza vary ôrza 15 kilao ka nampitondrainy azy. Dia lasa nody tany an-tanàna i Rota; Jereo ny tokoBaiboly Katolika15 Ary hoy kosa izy: «Ento atỳ ny lamba itafianao ka hazony.» Dia nohazoniny ka namatra orja inenin’ny famarana sy nampitondrainy azy, vao lasa niverina any an-tanàna izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Dia hoy koa izy: Ento etỳ ny lamba itafianao, ka hazony izy. Ary rehefa nataony izany, dia namatra vary hordea inenin’ny famarana Boaza, ka nampitondrainy azy izany. Dia lasa nankany an-tanàna Boaza. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Dia hoy koa izy: Ento etỳ ny lamba itafianao, ka hazòny izy. Ary rehefa nataony izany, dia namatra vary hordea inenin'ny famarana Boaza, ka nampitondrainy azy izany. Dia lasa nankany an-tanàna Boaza. Jereo ny toko |