Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Rota 2:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Dia nentiny izany ka nankany an-tanàna izy; nasehony an-drafozambaviny izay voatsimpony, sady navoakany koa ary nomeny azy ny sisa tsy laniny tamin’ny sakafony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Dia noentiny izay azony ka nankany an-tanàna izy ary hitan’ny rafozambaviny izay efa voatsimpony. Navoakany koa ilay sisa tsy laniny tamin’ny nisakafoany ka nomeny ny rafozany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Dia nentiny izany ka nankany an-tanàna izy; nasehony an-drafozambaviny izay voatsimpony, sady navoakany koa ary nomeny azy ny sisa tsy laniny tamin’ny sakafony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Noraisiny izany dia nody nankany an-tanàna izy, ka hitan’ity rafozany izay voatsimpony, ary nalainy koa ilay sisa tsy laniny tamin’ny sakafony ka natolony azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Dia nentiny izany, ka nankany an-tanàna izy, ary hitan’ny rafozani-vavy izay efa voatsimpony; ary navoakany koa ilay sisa tsy làniny tamin’ny nisakafoany ka nomeny ny rafozany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Dia nentiny izany, ka nankany an-tanàna izy, ary hitan'ny rafozani-vavy izay efa voatsimpony; ary navoakany koa ilay sisa tsy laniny tamin'ny nisakafoany ka nomeny ny rafozany.

Jereo ny toko dika mitovy




Rota 2:18
4 Rohy Ifampitohizana  

Raha manana zanaka aman-jafy ilay vehivavy mpitondratena, dia aoka ireo aloha hianatra haneho ny toe-panahy araka an’Andriamanitra amin’ny fianakaviany ka hamaly babena ny ray aman-dreniny na ny raibe aman-drenibeny, fa izany no ankasitrahin’Andriamanitra.


Ary tamin’ny fotoana fisakafoana, dia hoy i Bôhaza tamin’i Rota: –Manatona atỳ hisakafo; makà tapa-mofo ary atsobohy ao anatin’ny lasôsy vinaingitra ny tapa-mofonao. Dia nipetraka teo anilan’ny mpijinja i Rota; ary notoloran’i Bôhaza lango izy. Dia nihinana ka voky, sady mbola nisy sisa notehiriziny.


Dia nitsimpona teo an-tanimbarin’i Bôhaza i Rota mandra-paharivan’ny andro, ary noveleziny ny salohy izay voatsimpony ka nisy vary ôrza tokony ho iray kitapo kely.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra