Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 36:11 - DIEM PROTESTANTA

11 ka i Mahelà sy i Tiritsà, i Hôglà sy i Milkà ary i Nôhà dia samy nanambady ny zanakalahin-drahalahin-drainy avy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 koa i Mahala, i Tirza, i Hogla, i Milka ary i Noa, zanakavavin’i Zelofada, dia samy nanambady ny zanaky ny rahalahin-drainy avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 ka i Mahelà sy i Tiritsà, i Hôglà sy i Milkà ary i Nôhà dia samy nanambady ny zanakalahin-drahalahin-drainy avy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 Samy nanambady ny zana-drahalahin-drainy avy ny zanaka vavin’i Salfaada: I Maalà, i Tersà, i Heglà, i Melkà sy i Nôà;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 ka Mahala sy Tirza sy Hogla sy Milka ary Noa, zanakavavin’i Zelofada, dia samy nanambady ny zanaky ny rahalahin’ny rainy avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 ka Mahala sy Tirza sy Hogla sy Milka ary Noa, zanakavavin'i Zelofada, dia samy nanambady ny zanaky ny rahalahin'ny rainy avy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 36:11
4 Rohy Ifampitohizana  

I Tselôfahàna zanakalahin’i Hefera, tsy mba nanan-janakalahy, fa zanakavavy ihany ka ireto avy no anarany: i Mahelà, Nôhà, Hôglà, Milkà ary Tiritsà.


Nisy ireo zanakavavin’i Tselôfehada, zanakalahin’i Hefera sy zafin’i Gilehada, ary zafiafin’i Makira sy zafindohalik’i Manase; ireo vehivavy ireo, izay avy tamin’ny fokon’i Manase zanak’i Jôsefa, dia i Mahalà sy i Nôhà, i Hôglà sy i Milkà ary i Tiritsà.


Dia nataon’ny zanakavavin’i Tselôfehada araka izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy izany,


izany hoe lehilahy taranak’i Manase, zanakalahin’i Jôsefa, ihany no fanambadian’ireo; ka tafajanona tamin’ny fokon-drainy ihany ny zara tany izay nolovany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra