Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 34:23 - DIEM PROTESTANTA

23 ho an’ny fokon’i Manase zanak’i Jôsefa, dia i Haniela zanakalahin’i Efôda;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 ny avy amin’ny taranak’i Josefa: Ny lehiben’ny foko taranak’i Manase dia i Haniela, zanak’i Efoda;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 ho an’ny fokon’i Manase zanak’i Jôsefa, dia i Haniela zanakalahin’i Efôda;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 Ny amin’ny zanak’i Josefa: Haniela izay filohany, zanak’i Efôda, amin’ny fokon’ny zanak’i Manase;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 ary ny avy amin’ny taranak’i Josefa: ny lohan’ny firenena taranak’i Manase dia Haniela, zanak’i Efoda;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 ary ny avy amin'ny taranak'i Josefa: ny lohan'ny firenena taranak'i Manase dia Haniela, zanak'i Efoda;

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 34:23
2 Rohy Ifampitohizana  

ho an’ny fokon’i Dana, dia i Bokỳ zanakalahin’i Jôglỳ;


ho an’ny fokon’i Efraîma zanak’i Jôsefa, dia i Kemoela zanakalahin’i Siftana;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra