Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 33:16 - DIEM PROTESTANTA

16 niala teo an-taniefitr’i Sinay, dia nitoby tao Kibrôta-Hataavà;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Niala tany an-tany efitr’i Sinay dia nitoby tao Kibrota-Hatava.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 niala teo an-taniefitr’i Sinay, dia nitoby tao Kibrôta-Hataavà;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Niala tany an’efitra Sinaia izy, dia nitoby tao Kibrôta-Hataavà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ary nony niala tany an-efitr’i Sinay izy, dia nitoby tao Kibrota-hatava.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ary nony niala tany an-efitr'i Sinay izy, dia nitoby tao Kibrota-hatava.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 33:16
6 Rohy Ifampitohizana  

Niala tao an-tendrombohitry ny TOMPO ireo Israelita ka nandeha lalana telo andro. Nialoha azy ireo tamin’izany lalana telo andro izany ny Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny TOMPO mba hitady izay toerana hahafahan’ny vahoaka mitoby.


Dia natao hoe Kibrôty-Taavà na hoe Fasan’ny Fahalian-kanina ny anaran’izany toerana izany, satria teo no nandevenana ireo olona lian-kena.


Nisy vahiny maro samy hafa fiaviana tafaharo tamin’ny Israelita izay liana te hihinan-kena aoka izany; ary ny Israelita koa dia nanomboka nitaraina indray ka nitomany hoe: «Iza no hanome hena hohaninay?


niala teo Kibrôta-Hataavà, dia nitoby tao Hatserôta;


–Fony teo amin’ny tendrombohitra Hôreba isika, dia nitenenan’ny TOMPO Andriamanitsika hoe: «Ela izay nitoeranareo teto amin’ity tendrombohitra ity izay.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra