Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 3:37 - DIEM PROTESTANTA

37 Mbola izy ireo koa no niandraikitra ny andry manodidina ny kianja masina mbamin’ny faladiany sy ny tsatòka ary ny tady.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

37 ireo andrin’ny kianja manodidina sy ny faladiany, ny tsatòkan-day ary ny kofehy momba azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

37 Mbola izy ireo koa no niandraikitra ny andry manodidina ny kianja masina mbamin’ny faladiany sy ny tsatòka ary ny tady.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

37 ny andry manodidina amin’ny kianja, ny faladiany, ny tsîmany, ary ny kofehiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

37 ary ny tsangantsangan’ny kianja manodidina sy ny faladiany sy ny tsimany ary ny kofehiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

37 ary ny tsangantsangan'ny kianja manodidina sy ny faladiany sy ny tsimany ary ny kofehiny.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 3:37
4 Rohy Ifampitohizana  

Ny fitaovana rehetra fanampiny mba hahatomombana ny fonena-masina dia hatao halimo avokoa, ka isan’izany ny tsîmatra rehetra momba azy sy ny tsîmatra rehetra momba ny fefin’ny kianja.


Ny Merarita no miandraikitra ny hazo fisaka amin’ny Tranolay; ny barany, ny andriny mbamin’ny faladiany, ary ny fanaka rehetra momba azy. Nisahana ny fikarakarana rehetra momba ireny ny Merarita.


I Mosesy sy i Aharôna ary ny zanakalahin’i Aharôna dia nitoby teo anoloana atsinanan’ny Tranolay fihaonana eo amin’ny fiposahan’ny masoandro. Izy ireo no miandraikitra ny fiambenana ny Toeramasina amin’ny anaran’ny Israelita. Izay tsy mpisorona mitady hanatona eo dia hatao maty.


«Ataovy koa ny fanisana ny taranak’i Merarỳ, isan-tarika sy isam-pianakaviana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra