Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 3:28 - DIEM PROTESTANTA

28 Rehefa natao fanisana ny lehilahy rehetra tao aminy, izay feno iray volana no ho miakatra, dia 8 600. Ireo no mpikarakara ny Fonena-masina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

28 Ny isan’ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra, izay mpitandrina ny anjara raharaha momba ny fitoerana masina, dia eninjato sy valo arivo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 Rehefa natao fanisana ny lehilahy rehetra tao aminy, izay feno iray volana no ho miakatra, dia 8 600. Ireo no mpikarakara ny Fonena-masina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

28 Tamin’ny nanisana ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra dia 8.600 no isany, izay niandraikitra ny fiambenana ny fitoerana masina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

28 Ny isan’ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra, izay mpitandrina ny anjara-raharaha momba ny fitoerana masina, dia enin-jato amby valo arivo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

28 Ny isan'ny lahy rehetra hatramin'ny iray volana no ho miakatra, izay mpitandrina ny anjara-raharaha momba ny fitoerana masina, dia enin-jato amby valo arivo.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 3:28
5 Rohy Ifampitohizana  

I Kehata no razan’ny Kehatita izay misy tarika efatra, dia ny Hamramita sy ny Jitseharita ary ny Hebrônita sy ny Hozielita.


Nitoby teo amin’ny lafy atsimon’ny Fonena-masina ny Kehatita.


Ny Kehatita no miandraikitra ny Vatamasina, ny latabatra masina, ny fitoeran-jiro sy ny alitara roa ary ny fanaky ny Toeramasina izay fanaovana fanompoam-pivavahana, ary ny varavarana lamba. Nisahana ny fikarakarana rehetra momba ireny ny Kehatita.


Eo anoloan’ny Tranolay fihaonana no hanatanterahany ny asany ho an’i Aharôna sy ho an’ny fiangonana manontolo, ka hanaovany ny fanompoana ao amin’ny Fonena-masina.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra