Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 29:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Ny biby tsirairay dia hampiarahina amin’ny lafarinina nofetaina tamin’ny menaka, ka lafarinina sivy kilao isan’ombilahy, enina kilao isan’ondrilahy

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 ary ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ampombaina azy dia koba tsara toto telo ampahafolon’ny efaha, voaharo diloilo, ampombaina ny vantotra ombilahy, roa ampahafolon’ny efaha ampombaina ny ondrilahy,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Ny biby tsirairay dia hampiarahina amin’ny lafarinina nofetaina tamin’ny menaka, ka lafarinina sivy kilao isan’ombilahy, enina kilao isan’ondrilahy

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 ary ny hatao fanatitra momba azy dia lafarina tsara indrindra voadity tamin’ny diloilo, telo ampahafolony amin’ny ombalahy, roa ampahafolony amin’ny ondralahy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 ary koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina momba azy (telo ampahafolon’ny efaha amin’ny isam-bantotr’ombilahy iray, roa ampahafolon’ny efaha amin’ny isan-ondrilahy iray,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 ary koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina momba azy (telo ampahafolon'ny efaha amin'ny isam-bantotr'ombilahy iray, roa ampahafolon'ny efaha amin'ny isan-ondrilahy iray,

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 29:9
4 Rohy Ifampitohizana  

«Amin’ny andro fahavalo, dia ireto avy no zavatra hoentiny; zanakondrilahy roa tsy misy kilema, zanakondrivavy anankiray tsy misy kilema sady vao iray taona, koba lafarinina tsara voaharo menaka sady milanja sivy kilao, ary menaka antsasa-litatra.


ary telo kilao isan-janak’ondry.


Ny hatolotrareo ho sorona dorana manontolo ho an’ny TOMPO, ka hanetona ho hanitra hankasitrahiny, dia izao: ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak’ondry fito izay samy herintaona avy sady tsy misy kilema.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra