Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 28:29 - DIEM PROTESTANTA

29 ary telo kilao isan-janak’ondry.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

29 ary ampahafolon’ny efaha, ampombaina ny zanak’ondry tsirairay amin’ireo zanak’ondry fito,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 ary telo kilao isan-janak’ondry.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

29 ary iray ampahafolony amin’ny zanak’ondry fito tsirairay avy. Ary osy lahy iray koa no haterinareo hanaovana ny fanonerana ho anareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

29 ary ampahafolon’ny efaha amin’ny isan-janak’ondry iray, dia amin’ny zanak’ondry fito)

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

29 ary ampahafolon'ny efaha amin'ny isan-janak'ondry iray, dia amin'ny zanak'ondry fito)

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 28:29
2 Rohy Ifampitohizana  

Ny biby tsirairay dia hampiarahina amin’ny lafarinina nofetaina tamin’ny menaka ka lafarinina sivy kilao isan’ombilahy, enina kilao isan’ondrilahy,


Hanolotra osilahy iray koa ianareo mba hanaovana ny fombam-pivavahana famelan-keloka ho anareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra