Nomery 27:19 - DIEM PROTESTANTA19 ary hoentinao eo anatrehan’i Elehazara mpisorona sy ny fiangonana manontolo ka hotokananao handimby anao eo imason’izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Asaivo mijoro eo anatrehan’i Eleazara mpisorona sy ny fiangonana manontolo izy ka manomeza didy azy eo imason’ireo ianao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 ary hoentinao eo anatrehan’i Elehazara mpisorona sy ny fiangonana manontolo ka hotokananao handimby anao eo imason’izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika19 Dia apetraho eo anatrehan’i Eleazara mpisorona sy ny fiangonana rehetra izy, ka atokany eo imason’izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 ary asaovy mijoro eo anatrehan’i Eleazara mpisorona sy ny fiangonana rehetra izy, ka mandidia azy eo imasony hianao. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 ary asaovy mijoro eo anatrehan'i Eleazara mpisorona sy ny fiangonana rehetra izy, ka mandidia azy eo imasony ianao. Jereo ny toko |