Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 26:56 - DIEM PROTESTANTA

56 Antsapaka izany no hanapahana izay faritra homena ny foko maro an’isa sy ny foko vitsy an’isa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

56 Dia antsapaka no hizaràna ny tany ho lovany, na ny ho an’ny maro na ny ho an’ny vitsy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

56 Antsapaka izany no hanapahana izay faritra homena ny foko maro an’isa sy ny foko vitsy an’isa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

56 Loka no hizarana ny lova, na ny ho an’ny maromaro kokoa, na ny ho an’ny vitsivitsy kokoa.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

56 Dia filokana no hizarana ny tany ho lovany, na ny ho an’ny maro, na ny ho an’ny vitsy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

56 Dia filokana no hizarana ny tany ho lovany, na ny ho an'ny maro, na ny ho an'ny vitsy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:56
5 Rohy Ifampitohizana  

Antsapaka no hizarànareo azy ho anareo ary koa ho an’ny vahiny mipetraka sy efa miteraka eo aminareo. Ireny koa dia tokony hoentinareo tahaka ny Israelita ka ho valovotaka hahazo zaratany antsapaka eo anivon’ny fokon’i Israely.


Antsapaka anefa no hizaràna ny tany, na dia araka ny habetsahan’ny olona isam-poko, aza.


Toy izao no voaisa ho taranak’i Levỳ, araka ny tarika tao aminy: ny Gersônita avy tamin’i Gersôna; ny Kehatita avy tamin’i Kehata; ny Merarita avy tamin’i Merarỳ.


Ahoana àry? Tsy nahazo izay nokatsahiny akory ny vahoaka Israely, fa ireo voafidin’Andriamanitra no nahazo izany. Nohamafisina kosa ny fon’ny hafa rehetra,


Voazarazara ho samy hafa ny fanomezam-pahasoavana, nefa ny Fanahy Masina dia iray ihany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra