Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 22:40 - DIEM PROTESTANTA

40 Namono omby aman’ondry hatao sorona i Balàka, ka nampanaterany ho an’i Balahama sy ireo olo-manan-kaja niaraka taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

40 Ary namono omby sy ondry aman’osy i Balaka ka nisy nampanateriny ho an’i Balama sy ireo andriandahy izay teo aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

40 Namono omby aman’ondry hatao sorona i Balàka, ka nampanaterany ho an’i Balahama sy ireo olo-manan-kaja niaraka taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

40 Namono ondry aman’ondry hatao sorona i Balàka, ka nampanateriny ho an’i Balaama sy ireo andriandahy teo aminy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

40 Ary Balaka namono omby sy ondry aman-osy hatao fanatitra ka nampanatitra ho an’i Balama sy ny andriandahy izay teo aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

40 Ary Balaka namono omby sy ondry aman'osy hatao fanatitra ka nampanatitra ho an'i Balama sy ny andriandahy izay teo aminy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 22:40
7 Rohy Ifampitohizana  

Ary nanolotra sorona teo an-tendrombohitra i Jakôba ka nanasa ireto havany hiara-misakafo aminy. Ary rehefa avy nisakafo ny besinimaro, dia nandry teo an-tendrombohitra tamin’ny alina.


Fa mihazakazaka ho amin’ny ratsy izy sady dodona erỳ handatsa-dra.


Dia lasa niaraka tamin’i Balàka nankany Kiriata-Hotsôta i Balahama.


Nony maraina dia nalain’i Balàka i Balahama ka nentiny niakatra ho ao Bamôta-Bahala izay nahatazanana ampahan’ny vahoaka israelita.


Dia nentin’i Balàka teo amin’ny saha Tsôfima tao an-tampon’i Pisgà i Balahama; nanorina alitara fito teo ny mpanjakan’i Môaba ka nanatitra vantotr’ombilahy iray sy ondrilahy iray isan’alitara.


Nataon’i Balàka izay nolazain’i Balahama; avy eo izy roa lahy dia niara-nanatitra vantotr’ombilahy sy ondrilahy iray isan’alitara.


Dia nataon’i Balàka izay nolazain’i Balahama ka nanatitra vantotr’ombilahy iray sy ondrilahy iray isan’alitara izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra