Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 20:19 - DIEM PROTESTANTA

19 Dia hoy ny Israelita taminy: –Ny lalambe ihany no hiakaranay; koa raha hisotro amin’ny ranonao izahay sy ny biby fiompinay, dia haloanay aminao ny vidin’izany. Tokana ny zavatra angatahinay, dia ny handalo eo fotsiny ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Dia hoy ny Zanak’Israely taminy: Ny lalambe ihany no halehanay, fa raha hisotro ny ranonao izaho sy ny omby aman’ondriko dia hefaiko vola izany; fa zavatra tsotra ihany: Tsy hanao na inona na inona aho fa handalo an-tongotra fotsiny ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Dia hoy ny Israelita taminy: –Ny lalambe ihany no hiakaranay; koa raha hisotro amin’ny ranonao izahay sy ny biby fiompinay, dia haloanay aminao ny vidin’izany. Tokana ny zavatra angatahinay, dia ny handalo eo fotsiny ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 Dia hoy ny zanak’i Israely taminy: «Ny lalam-be ihany no hiakaranay, ary raha misotro ny ranonao izahay, na izaho na ny biby fiompiko, dia hoefaiko ny vidin’izany. Zavatra tsy mampaninona akory izany, fa handalo mandeha tongotra fotsiny ihany aho.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Dia hoy ny Zanak’Isiraely taminy: Ny làlambe ihany no halehanay, fa raha hisotro ny ranonao izaho sy ny omby aman-ondriko, dia hefaiko vola izany; fa tsy hanao na inona na inona aho, fa handalo fotsiny ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Dia hoy ny Zanak'Isiraely taminy: Ny lalam-be ihany no halehanay, fa raha hisotro ny ranonao izaho sy ny omby aman'ondriko, dia hefaiko vola izany; fa tsy hanao na inona na inona aho, fa handalo fotsiny ihany.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 20:19
4 Rohy Ifampitohizana  

Nisy koa olona maro hafa fiaviana niara-nandeha tamin’izy ireo. Ombàn’ny ondry aman’osy sy omby amin’andiany be dia be.


Hamidinao vola aminay ny hanin-kohaninay; hatakalonao vola aminay ny rano hosotroinay; ary handalo fotsiny mandeha an-tongotra izahay.


Koa ny sakafonareo hovidinareo vola aminy, ary na dia ny rano hosotroinareo aza.›


Avy hatrany dia nihazo ny lalana mankany Bèty-Semesy ireo ombivavy; ka sady nandeha tamin’izany izy no tsy nitsaha-nimamà, ary tsy nivilivily niankavanana na niankavia. Ary ireo filohan’ny Filistinina nanaraka ny sarety hatrany amin’ny fizaran-tanin’i Bèty-Semesy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra