Nomery 18:28 - DIEM PROTESTANTA28 Toy izany no hanateranareo fanatitra ho Ahy TOMPO, avy amin’ny fahafolon-karena izay horaisinareo amin’ny Israelita. Koa haterinareo amin’i Aharôna mpisorona izany fanomezana ho AHY izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Toy izany koa no hanokananareo fanomezana ho an’NY TOMPO avy amin’ny fahafolonkarenanareo rehetra, izay horaisinareo avy amin’ny Zanak’Israely; avy amin’izany no hanateranareo ho an’NY TOMPO, dia ho an’i Arona mpisorona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Toy izany no hanateranareo fanatitra ho Ahy TOMPO, avy amin’ny fahafolon-karena izay horaisinareo amin’ny Israelita. Koa haterinareo amin’i Aharôna mpisorona izany fanomezana ho AHY izany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika28 Dia mba toy izany koa no hanokananareo fanatitra ho an’i Iaveh, avy amin’ny fahafolon-karena horaisinareo amin’ny zanak’i Israely; ary izany fanatitra voatokana ho an’i Iaveh izany, dia omenareo an’i Aarôna mpisorona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Toy izany koa no hanateranareo fanatitra ho an’i Jehovah avy amin’ny fahafolon-karenareo rehetra, izay horaisinareo amin’ny Zanak’Isiraely; ary avy amin’izany no hanateranareo ho an’i Jehovah, dia ho an’i Arona mpisorona. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Toy izany koa no hanateranareo fanatitra ho an'i Jehovah avy amin'ny fahafolon-karenareo rehetra, izay horaisinareo amin'ny Zanak'Isiraely; ary avy amin'izany no hanateranareo ho an'i Jehovah, dia ho an'i Arona mpisorona. Jereo ny toko |