Nomery 17:25 - DIEM PROTESTANTA25 Dia hoy indray ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Avereno eo anoloan’ny Vatamasina ny tehin’i Aharôna; hotahirizina eo izany mba hampahatsiaro ny Israelita fa vahoaka mpiodina izy. Izany no hampitsaharanao ny fanakianany Ahy, dia tsy ho faty izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201125 Dia hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Avereno ho eo anoloan’ny Vavolombelona ny tehin’i Arona, hotahirizina mba ho famantarana ho an’ireo taranaka mpikomy, dia hatsahatrao hiala Amiko ny fimonomononany mba tsy hahafaty azy ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Dia hoy indray ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Avereno eo anoloan’ny Vatamasina ny tehin’i Aharôna; hotahirizina eo izany mba hampahatsiaro ny Israelita fa vahoaka mpiodina izy. Izany no hampitsaharanao ny fanakianany Ahy, dia tsy ho faty izy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika25 Hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Avereno ho eo anoloan’ny vavolombelona ny tehin’i Aarôna, hotahirizina ho famantarana ho an’ny zanaky ny fikomiana, mba hampitsaharanao ny fimonomonònan’izy ireo eo anatrehako, mba tsy ho faty izy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy25 Dia hoy Jehovah tamin’i Mosesy: Avereno ny tehin’i Arona ho eo anoloan’ny Vavolombelona, hotehirizina ho famantarana ho an’ny mpiodina, ka dia hatsahatrao hiala amiko ny fimonomononany, mba tsy ho faty izy. Jereo ny toko |