Nomery 16:31 - DIEM PROTESTANTA31 Raha vao tapitra voalazan’i Mosesy avokoa izany teny rehetra izany, dia nivava ny tany nohitsahin’i Datàna sy i Abirama. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Rehefa tapitra voalazany izay teny rehetra izay dia nivava ny tany izay teo ambanin’iretsy; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Raha vao tapitra voalazan’i Mosesy avokoa izany teny rehetra izany, dia nivava ny tany nohitsahin’i Datàna sy i Abirama. Jereo ny tokoBaiboly Katolika31 Raha vantany vao tapitra voalazany izany teny izany dia nivava teo ambanin’izy ireo ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 Ary rehefa tapitra voalazany izany teny rehetra izany, dia nivava ny tany izay teo ambaniny; Jereo ny tokoMalagasy Bible31 Ary rehefa tapitra voalazany izany teny rehetra izany, dia nivava ny tany izay teo ambaniny; Jereo ny toko |