Nomery 16:30 - DIEM PROTESTANTA30 Fa raha manao zavatra tsy mbola fahita kosa ny TOMPO, ka hampisokatra ny tany hitelina azy ireo mbamin’ny fananany rehetra ary izy ireo hidina velona any amin’ny fonenan’ny maty, dia ho fantatrareo fa efa nandà ny TOMPO ireo olona ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201130 Fa raha hanao zavatra vaovao kosa NY TOMPO ka hisokatra ny tany ary hitelina azy ireo mbamin’izay azy rehetra ary ho latsaka velona any amin’ny fitoeran’ny maty izy dia ho fantatrareo fa efa nanamavo NY TOMPO ireo lehilahy ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 Fa raha manao zavatra tsy mbola fahita kosa ny TOMPO, ka hampisokatra ny tany hitelina azy ireo mbamin’ny fananany rehetra ary izy ireo hidina velona any amin’ny fonenan’ny maty, dia ho fantatrareo fa efa nandà ny TOMPO ireo olona ireo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika30 Fa raha manao zavatra tsy fandre kosa i Iaveh, raha ny tany no manoka-bava sy mitelina an’ireo mbamin’izay azy rehetra, ka midina velona any amin’ny fonenan’ny maty ireo, dia fantatrareo fa naniratsira an’i Iaveh ireo olona ireo.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy30 Fa raha hanao zavatra vaovao kosa Jehovah, ka hisokatra ny tany ary hitelina azy mbamin’izay azy rehetra, ka ho latsaka velona any amin’ny fiainan-tsi-hita izy, dia ho fantatrareo fa efa nandà an’i Jehovah ireo lehilahy ireo. Jereo ny tokoMalagasy Bible30 Fa raha hanao zavatra vaovao kosa Jehovah, ka hisokatra ny tany ary hitelina azy mbamin'izay azy rehetra, ka ho latsaka velona any amin'ny fiainan-tsi-hita'izy, dia ho fantatrareo fa efa nandà an'i Jehovah ireo lehilahy ireo. Jereo ny toko |