Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 16:20 - DIEM PROTESTANTA

20 ary ny TOMPO niteny tamin’i Mosesy sy i Aharôna hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy sy i Arona hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 ary ny TOMPO niteny tamin’i Mosesy sy i Aharôna hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

20 Ary niteny tamin’i Môizy sy i Aarôna i Iaveh ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Ary Jehovah niteny tamin’i Mosesy sy Arona ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy sy Arona ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 16:20
3 Rohy Ifampitohizana  

Kanjo nikomy tamiko tany an-taniefitra ireo! Tsy noraharahainy ny lalànako ary nohamavoiny ny fitsipiko izay mahavelona ny olona manatanteraka ireny. Nozimbazimbainy mihitsy ny andro sabatako. Koa nihevitra indray Aho ny hampitosaka ny fahatezerako aminy tany an-taniefitra mba hahalany ringana azy.


Novorin’i Kôra ny fiangonana manontolo hankeo am-baravaran’ny Tranolay fihaonana mba hanohitra azy roa lahy. Dia niseho tamin’ny fiangonana manontolo ny voninahitry ny TOMPO;


–Mialà ianareo amin’ireo andian’olona ireo fa handringana azy indray mipi-maso Aho.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra