Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 15:26 - DIEM PROTESTANTA

26 Hahazo famelan-keloka ny fiangonana israelita tsivakivolo mbamin’ny vahiny mipetraka ao aminy satria ota tsy nahy no nahavoa ny olon-drehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 Dia havela ny heloky ny fiangonan’ny Zanak’Israely manontolo, mbamin’izay mpifindra monina eo aminy; fa nahazo ny olona rehetra izany noho ny ota tsy nahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Hahazo famelan-keloka ny fiangonana israelita tsivakivolo mbamin’ny vahiny mipetraka ao aminy satria ota tsy nahy no nahavoa ny olon-drehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

26 Havela heloka ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra, mbamin’ny vahiny mitoetra eo afovoany, satria tsy nahy no nanotan’ny vahoaka rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 Dia havela ny heloky ny fiangonana, dia ny Zanak’Isiraely rehetra, mbamin’izay vahiny eo aminy; fa nahazo ny olona rehetra izany noho ny ota tsy nahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 Dia havela ny heloky ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, mbamin'izay vahiny eo aminy; fa nahazo ny olona rehetra izany noho ny ota tsy nahy,

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 15:26
2 Rohy Ifampitohizana  

mba hamepetra ny Israelita hoe: «Raha misy olona manota tsy nahy ka mandika ny anankiray amin’ireny didin’ny TOMPO momba ny zavatra tsy tokony hatao ireny, dia sorona fanalana ny ota no aoka hataony.


Raha tsy nahy no nanotan’ny fiangonana ka tsy fantany, dia hanolotra amiko TOMPO ombilahy iray ny fiangonana tsivakivolo ho sorona dorana manontolo izay hanetona ho hanitra ankasitrahina ho AHY; hampombaina izany ny fanatitra lafarinina sy divay, araka ny fanao, ary koa osilahy iray ho sorona fanalana ny ota.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra