Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 14:26 - DIEM PROTESTANTA

26 Niteny tamin’i Mosesy sy i Aharôna indray ny TOMPO ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy sy i Arona hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Niteny tamin’i Mosesy sy i Aharôna indray ny TOMPO ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

26 Niteny tamin’i Môizy sy i Aarôna i Iaveh ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 Ary Jehovah niteny tamin’i Mosesy sy Arona ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy sy Arona ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 14:26
3 Rohy Ifampitohizana  

fa ny Hamalekita sy ny Kanahanita kosa honina amin’ny lemaka. Koa rahampitso, miverena indray ianareo ka mankanesa any an-taniefitra amin’ny lalana mankany amin’ny Ranomasin’ny Volotara.


–Mandra-pahoviana no mbola handeferako fimonomononan’ity fiangonana ratsy ity amiko? Efa mankadilo ny sofiko ny fimonomononany amiko.


satria ny TOMPO efa nilaza fa ho faty any an-taniefitra ireo. Koa tsy nisy niangana tamin’ireo, afa-tsy i Kaleba zanakalahin’i Jefone ary i Josoa zanakalahin’i Nona.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra