Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 11:32 - DIEM PROTESTANTA

32 Dia nitsangana tontolo andro sy tontolo alina ary koa ny ampitso tontolo ny vahoaka mba hanangona papelika; ary izay nahangona kely indrindra no nanana aman-taonina. Dia nahahiny ho maina manodidina ny toby ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

32 Dia nitsangana ny olona nandritra izany andro izany sy nandritra ny alina sy ny ampitson’iny koa ary nanangona ny papelika; izay kely fanangona no nahazo folo homera; ary nahahiny nanodidina ny toby ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

32 Dia nitsangana tontolo andro sy tontolo alina ary koa ny ampitso tontolo ny vahoaka mba hanangona papelika; ary izay nahangona kely indrindra no nanana aman-taonina. Dia nahahiny ho maina manodidina ny toby ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

32 Dia nitsangana ny vahoaka ary nandritra izany andro izany, sy nandritra ny alina, ary ampitso tontolo andro, dia nanangona ny papelika; izay kely fanangona no nahazo folo gômôra, ary nahahiny izany manodidina ny toby mba ho azy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

32 Dia nitsangana ny olona nandritra izany andro izany sy nandritra ny alina sy ny ampitson’iny koa ka nanangona ny papelika; ary izay kely fanangona no folo homera; ary nahahiny ho maina ireny manodidina ny toby.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

32 Dia nitsangana ny olona nandritra izany andro izany sy nandritra ny alina sy ny ampitson'iny koa ka nanangona ny papelika; ary izay kely fanangona no folo homera; ary nahahiny ho maina ireny manodidina ny toby.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 11:32
3 Rohy Ifampitohizana  

Ny fatran’ny mana fanangona dia efatra zingan-drano eo ho eo, izany hoe ampahafolon’ny famarana mahazatra.


Ny efà ho an’ny voa madinika ary ny bata ho an’ny ranon-javatra, hitovy fatra ireo famarana roa ireo ka samy hahalany ampahafolon’ny hômera avy, fa ny hômera no ho fatra fototra.


Fa raha mbola tsy voatsako tao am-bavany akory ny hena, dia nirehi-pahatezerana tamin’ny vahoaka ny TOMPO, ka namely azy tamin’ny areti-mandringana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra