Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 11:27 - DIEM PROTESTANTA

27 Nihazakazaka nampandre an’i Mosesy ny tovolahy iray ka nanao hoe: –Maminany ao an-toby i Eldada sy i Medada.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

27 Ary nisy zatovo nihazakazaka dia nilaza tamin’i Mosesy hoe: Maminany i Eldada sy i Medada etsy an-toby.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 Nihazakazaka nampandre an’i Mosesy ny tovolahy iray ka nanao hoe: –Maminany ao an-toby i Eldada sy i Medada.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

27 Dia nihazakazaka nilaza izany tamin’i Môizy ny zazalahy anankiray, nanao hoe: «Maminany atsy an-toby i Eldada sy i Medada.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

27 Ary nisy zatovo nihazakazaka, dia nilaza tamin’i Mosesy ka nanao hoe: Eldada sy Medada maminany etsy an-toby.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

27 Ary nisy zatovo nihazakazaka, dia nilaza tamin'i Mosesy ka nanao hoe: Eldada sy Medada maminany etsy an-toby.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 11:27
4 Rohy Ifampitohizana  

Fa nisy olona anankiroa nijanona tao an-toby, i Eldada no anaran’ny iray ary i Medada kosa ny iray; anisan’ny loholona fitopolo lahy izy ireo, nefa tsy mba lasa nankany amin’ny Tranolay. Nahazo ny fanahy koa izy ireo ary dia naminany tao an-toby.


Dia loa-bolana i Josoa, zanakalahin’i Nona sady mpanompon’i Mosesy hatramin’ny fahatanorany, ka nanao hoe: –Ry Mosesy tompoko, mba rarao re izy roa lahy.


Fa hoy i Jôhany tamin’i Jesoa: –Mpampianatra ô, nahita olona nandroaka demony tamin’ny anaranao izahay, ka noraranay satria tsy namantsika.


Niteny kosa i Jôhany nanao hoe: –Mpampianatra ô, nahita olona nandroaka demony tamin’ny anaranao izahay, ka norarànay satria tsy namanay.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra