Mpitsara 18:31 - DIEM PROTESTANTA31 Nokajin’ireo ilay sampin’i Mikà tamin’ny fotoana rehetra nisian’ny tranon’Andriamanitra tao Silao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Natsangany ho azy ilay sarin-javatra voasokitra nataon’i Mika. Naharitra nandritra ny andro rehetra niorenan’ny tranon’Andriamanitra tao Silo izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Nokajin’ireo ilay sampin’i Mikà tamin’ny fotoana rehetra nisian’ny tranon’Andriamanitra tao Silao. Jereo ny tokoBaiboly Katolika31 Ilay sary voasikotra nataon’i Mikasy no natsangan’izy ireo ho azy, nandritra ny fotoana rehetra nisian’ny tranon’Andriamanitra tao Silô. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 Ary nampitoeriny ho azy ilay sarin-javatra voasokitra nataon’i Mika mandritra ny andro rehetra niorenan’ny tranon’Andriamanitra tao Silo. Jereo ny tokoMalagasy Bible31 Ary nampitoeriny ho azy ilay sarin-javatra voasokitra nataon'i Mika mandritra ny andro rehetra niorenan'ny tranon'Andriamanitra tao Silo. Jereo ny toko |