Mpitoriteny 7:4 - DIEM PROTESTANTA4 Ao amin’ny toerana misy fisaonana no ahitana ny fon’olon-kendry ary ao amin’ny toerana misy fifaliana no ahitana ny fon’olona adala. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Ny fon’ny hendry dia ao amin’ny trano misy fisaonana, fa ny fon’ny adala kosa dia any amin’ny trano misy fifaliana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Ao amin’ny toerana misy fisaonana no ahitana ny fon’olon-kendry ary ao amin’ny toerana misy fifaliana no ahitana ny fon’olona adala. Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 Ny fon’ny hendry, ao an-trano misy fisaonana, fa ny fon’ny adala, ao an-trano misy fifaliana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ny fon’ny hendry dia ao amin’ny trano misy fisaonana; fa ny fon’ny adala kosa dia ao amin’ny trano misy fifaliana. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ny fon'ny hendry dia ao amin'ny trano misy fisaonana; fa ny fon'ny adala kosa dia ao amin'ny trano misy fifaliana. Jereo ny toko |