Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Mpitoriteny 7:21 - DIEM PROTESTANTA

21 Aza henoina avokoa izay rehetra lazain’ny olona, fandrao handre ny mpanomponao hiteny ratsy anao ianao amin’ny farany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Aza mihaino izay teny rehetra tenenina, fandrao handre ny mpanomponao manozona anao ianao

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Aza henoina avokoa izay rehetra lazain’ny olona, fandrao handre ny mpanomponao hiteny ratsy anao ianao amin’ny farany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 Aza asianao raharaha loatra izao teny lazaina rehetra izao; fandrao dia renao manozona anao ny mpanomponao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Aza mihainohaino ny teny rehetra tenenina, fandrao handre ny mpanomponao manozona anao hianao;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Aza mihainohaino ny teny rehetra tenenina, fandrao handre ny mpanomponao manozona anao ianao;

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitoriteny 7:21
7 Rohy Ifampitohizana  

Fa novalian’ny mpanjaka hoe: –Inona no iraharahanao izany, ry zanakalahin’i Tseroià? Matoa manozona ahy izy, dia satria ny TOMPO no nibaiko azy hanozona ahy; koa iza no sahy hanome tsiny azy amin’izany?


fony namaky ny renirano ny zahatra, satria ireo no nanao izay hampitana ny fianakavian’ny mpanjaka sy hanatanterahana izay sitrany. Rehefa tafita an’i Jôrdàna ny mpanjaka, dia niantoraka nitehi-tany teo anatrehan’ny mpanjaka i Simehỳ zanakalahin’i Gerà


Aza manendrikendrika ny mpanompo amin’ny tompony, fandrao hozoniny ianao ka hiharam-pahavoazana.


Fantatrao koa fa matetika ny tenanao no miteny fanaratsiana ny hafa.


ka miampanga lainga azy amin’ny teny sy mamandrika ny mpitsara mba hamarina ny tsy manan-tsiny any an-davaka.


Fa nisy kosa ireo olona ratsy fanahy izay nanao hoe: «Ahoana tsara? Io ve no mba hamonjy antsika?» Notebahin’ireo i Saoly ary tsy nitondrany fanomezana. Nefa tsy noraharahain’i Saoly akory izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra