Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Mpitoriteny 4:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Nefa sambatra kokoa noho izy roa tonta ireo aza ny tsy mbola àry akory, satria tsy hahita ny asa ratsy atao eto ambonin’ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 nefa sambatra indray noho ny maty sy ny velona aza izay tsy mbola ary akory ka tsy mahita ny ratsy atao etỳ ambanin’ny masoandro.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Nefa sambatra kokoa noho izy roa tonta ireo aza ny tsy mbola àry akory, satria tsy hahita ny asa ratsy atao eto ambonin’ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Ary sambatra noho izy roa tonta ireo indray aza, ny tsy mbola àry akory, ka tsy nahita ny asa ratsy, atao atỳ ambany masoandro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 nefa tsara indray noho izy roa tonta aza ny tsy ary, izay tsy nahita ny ratsy atao atỳ ambanin’ny masoandro akory.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 nefa tsara indray noho izy roa tonta aza ny tsy ary, izay tsy nahita ny ratsy atao atỳ ambanin'ny masoandro akory.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitoriteny 4:3
11 Rohy Ifampitohizana  

Hibita-kafaliana tokoa ireo sady ravoravo hahazo fasana!


Efa hitako ny zava-drehetra atao etỳ ambonin’ny tany, fa zava-poana sy manenji-drivotra ihany izany rehetra izany.


Koa halako ny miaina, satria ratsy no fahitàko ny asa atao etỳ ambonin’ny tany; fa zava-poana sy manenji-drivotra izany rehetra izany.


Loza no hanjo ny bevohòka sy ny mitaiza kely amin’ireo andro ireo!


Eny, ho avy ny andro hilazana hoe: «Sambatra ny vehivavy momba, tsy niteraka sady tsy nampinono!»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra