Mpitoriteny 1:15 - DIEM PROTESTANTA15 Satria izay mibiloka dia tsy azo ahitsy intsony; ary ny tsy misy tsy azo isaina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Ny meloka dia tsy mety ho tonga mahitsy ary ny tsy ao dia tsy mba azo isaina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Satria izay mibiloka dia tsy azo ahitsy intsony; ary ny tsy misy tsy azo isaina. Jereo ny tokoBaiboly Katolika15 Ny meloka, tsy mety mihamahitsy indray, ary ny tsy eo, tsy azo isaina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ny meloka tsy mety tonga mahitsy; ary ny tsy ao tsy mba azo isaina. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ny meloka tsy mety tonga mahitsy; ary ny tsy ao tsy mba azo isaina. Jereo ny toko |