Mika 6:7 - DIEM PROTESTANTA7 Ho sitraky ny TOMPO ve ny ondrilahy an’arivony na ny menaka mikoriana toy ny renirano? Hatolotro Azy ve ny zazalahy voalohan-terako ho fanalana ny heloka amam-pahotàko?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Ho sitraky NY TOMPO va ny ondrilahy arivoarivo, na renirano diloilo iray alina? Hanolotra ny lahimatoako noho ny fahadisoako va aho, na ny ateraky ny kiboko noho ny fahotan’ny tenako? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Ho sitraky ny TOMPO ve ny ondrilahy an’arivony na ny menaka mikoriana toy ny renirano? Hatolotro Azy ve ny zazalahy voalohan-terako ho fanalana ny heloka amam-pahotàko?» Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 Hankasitrahin’i Iaveh va ny ondry arivoarivo, ny renirano diloilo alinalina? Hanolotra ny lahy matoako va aho, noho ny heloko, dia ny naloaky ny kiboko, noho ny fahotan’ny fanahiko? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Ho sitrak’i Jehovah va ny ondrilahy arivoarivo, Na renirano diloilo iray alina? Hanolotra ny lahimatoako noho ny fahadisoako va aho, Na ny ateraky ny kiboko noho ny fahotan’ny fanahiko? Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Ho sitrak'i Jehovah va ny ondrilahy arivoarivo, Na renirano diloilo iray alina? Hanolotra ny lahimatoako noho ny fahadisoako va aho, Na ny ateraky ny kiboko noho ny fahotan'ny fanahiko? Jereo ny toko |