Mika 6:12 - DIEM PROTESTANTA12 Mpanao herisetra ny mpanan-karena amin’ity renivohitra ity; ary mandainga sy mamitaka ny hafa ireo mponina ao aminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Feno hetraketraka ny mpanankarenany, miteny lainga ny mponina ao aminy ary ny lelany ao am-bavany dia fitaka avokoa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Mpanao herisetra ny mpanan-karena amin’ity renivohitra ity; ary mandainga sy mamitaka ny hafa ireo mponina ao aminy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika12 Feno fahasiahana ny mpanan-karena amin’ity tanàna ity; milaza lainga ny mponina ao aminy, ary fitaka eo am-bavany fotsiny, ny lelany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Fa feno loza ny mpanan-karenany, Mandainga ny mponina ao aminy, Ary ny lelany dia fitaka eo am-bavany. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Fa feno loza ny mpanankarenany, Mandainga ny mponina ao aminy, Ary ny lelany dia fitaka eo am-bavany. Jereo ny toko |