Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Matio 8:19 - DIEM PROTESTANTA

19 Nisy anefa mpahay lalàna nanatona Azy ka nilaza taminy hoe: –Mpampianatra ô, hiaraka aminao aho na aiza na aiza alehanao!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Nanatona ny mpanoradalàna iray ka niteny Taminy hoe: Mpampianatra ô, hanaraka Anao aho, na aiza na aiza no halehanao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Nisy anefa mpahay lalàna nanatona Azy ka nilaza taminy hoe: –Mpampianatra ô, hiaraka aminao aho na aiza na aiza alehanao!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 Ary nisy mpanora-dalàna anankiray nanatona nilaza taminy hoe: «Mpampianatra ô, hanaraka Anao aho na aiza na aiza halehanao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Ary nanatona ny mpanora-dalàna anankiray ka nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, hanaraka Anao aho na aiza na aiza no halehanao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Ary nanatona ny mpanora-dalàna anankiray ka nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, hanaraka Anao aho na aiza na aiza no halehanao.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 8:19
9 Rohy Ifampitohizana  

Niakatra avy tany Babilôna i Hezrà; mpahay lalàna izy, ka fatra-pahalala tokoa ny lalàna izay nampitain’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely tamin’i Mosesy. Nomen’ny amperôra an’i Hezrà avokoa izay rehetra nangatahiny, noho izy nombàn’ny herin’Ilay TOMPO Andriamaniny.


Ary nofaranan’i Jesoa hoe: –Dia toy izany koa àry, na iza na iza aminareo tsy mahafoy izay rehetra ananany, dia tsy afaka ho mpianatro!


Aiza ny olon-kendry? Aiza ny mpahay lalàna? Aiza ny mpiady hevitra avy amin’izao tontolo izao? Tsy efa nahariharin’Andriamanitra ho fahadalana ve ny fahendren’izao tontolo izao?


Angamba hitoetra maharitra eo aminareo aho na handany ny ririnina mihitsy aza; ka dia ianareo no hamatsy ahy sy hanatitra ahy any amin’izay toerana tokony halehako.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra