Matio 28:6 - DIEM PROTESTANTA6 Tsy ato Izy, satria efa nitsangana velona araka ny voalazany. Avia ka jereo ny toerana nametrahana Azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Tsy ato Izy fa efa nitsangana araka izay efa nolazainy. Avia ka jereo ny toerana nandriany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Tsy ato Izy, satria efa nitsangana velona araka ny voalazany. Avia ka jereo ny toerana nametrahana Azy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 Tsy ato Izy, fa efa nitsangana araka izay nolazainy. Avia ka jereo, fa teo no toerana nametrahana ny Tompo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Tsy ato Izy, fa efa nitsangana araka izay nolazainy. Avia, ka jereo, fa tao no nandrian’ny Tompo. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Tsy ato Izy, fa efa nitsangana araka izay nolazainy. Avia, ka jereo, fa tao no nandrian'ny Tompo. Jereo ny toko |