Matio 27:61 - DIEM PROTESTANTA61 Ary teo i Maria avy any Magdalà sy ilay Maria anankiray hafa ka nipetraka tandrifin’ny fasana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201161 Ary teo i Maria Magdalena sy ilay Maria hafa ka nipetraka tandrifin’ny fasana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara61 Ary teo i Maria avy any Magdalà sy ilay Maria anankiray hafa ka nipetraka tandrifin’ny fasana. Jereo ny tokoBaiboly Katolika61 Ary i Maria Madelenina, sy ilay Maria anankiray, dia teo ka nipetraka nanandrify ny fasana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy61 Ary tao Maria Magdalena sy ilay Maria anankiray ka nipetraka tandrifin’ny fasana. Jereo ny tokoMalagasy Bible61 Ary tao Maria Magdalena sy ilay Maria anankiray ka nipetraka tandrifin'ny fasana. Jereo ny toko |