Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Matio 26:48 - DIEM PROTESTANTA

48 Ilay hanolotra an’i Jesoa dia efa nanome famantarana azy ireo toy izao: «Izay horohako no Izy, ka sambory.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

48 Ary ilay nanolotra Azy nanome famantarana ny olona ka niteny hoe: Izay horohako no Izy ka sambory.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

48 Ilay hanolotra an’i Jesoa dia efa nanome famantarana azy ireo toy izao: «Izay horohako no Izy, ka sambory.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

48 Efa nomen’ilay mpamadika famantarana toy izao izy ireo: «Izay horohako no Izy, ka sambory.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

48 Ary ilay namadika Azy nanome famantarana ny olona ka nanao hoe: Izay horohako no Izy; sambory Izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

48 Ary ilay namadika Azy nanome famantarana ny olona ka nanao hoe: Izay horohako no Izy; sambory Izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 26:48
7 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa tafaverina tao Hebrôna i Abinera, dia notaomin’i Jôaba hankeny am-bavahady toy ny hiresaka mangina aminy izy, kanjo notrobarany teo amin’ny kibony izy ka maty ho valin’ny nahafatesan’i Asahela rahalahiny.


Aoka aho tsy hailikao tahaka ny olon-dratsy, dia ireo olona efa zatra manao heloka; fihavanana no resahiny amin’ny namany, kanjo fandozàna no mameno ny fony.


Raha mbola niteny i Jesoa, dia indro tonga i Jodasy, anankiray amin’ny 12 lahy; ary olona maro nirongo sabatra sy kibay, irak’ireo lohandoha-mpisorona sy ireo loholon’ny vahoaka jiosy, no tafaraka taminy.


Ary nanatona an’i Jesoa avy hatrany i Jodasy, ka nanao taminy hoe: –Mpampianatra ô, ho ao aminao anie ny fiadanana! Dia nanoroka Azy i Jodasy.


Ilay hanolotra an’i Jesoa dia efa nanome famantarana an-dry zareo hoe: «Izay horohako no Izy ka sambory, dia ento ka ambeno tsara.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra