Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Matio 26:47 - DIEM PROTESTANTA

47 Raha mbola niteny i Jesoa, dia indro tonga i Jodasy, anankiray amin’ny 12 lahy; ary olona maro nirongo sabatra sy kibay, irak’ireo lohandoha-mpisorona sy ireo loholon’ny vahoaka jiosy, no tafaraka taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

47 Ary raha mbola niteny Jesosy dia indro, avy i Jodasy izay iray amin’ny roa amby folo lahy, miaraka amin’ny vahoaka betsaka, nitondra sabatra sy langilangy, nirahin’ireo lehiben’ny mpisorona sy ny loholona.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

47 Raha mbola niteny i Jesoa, dia indro tonga i Jodasy, anankiray amin’ny 12 lahy; ary olona maro nirongo sabatra sy kibay, irak’ireo lohandoha-mpisorona sy ireo loholon’ny vahoaka jiosy, no tafaraka taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

47 Raha mbola niteny izany Izy, dia indro tamy i Jodasy isan’ny roa ambin’ny folo lahy, arahin’ny vahoaka be nitondra sabatra sy langilangy, nirahin’ny lohandohan’ny mpisorona sy ny loholona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

47 ARY raha mbola niteny Jesosy, indro, avy Jodasy, izay isan’ny roa ambin’ny folo lahy, mbamin’ny vahoaka betsaka niaraka taminy, nitondra sabatra sy langilangy, nirahin’ny lohan’ny mpisorona sy ny loholona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

47 Ary raha mbola niteny Jesosy, indro, avy Jodasy, izay isan'ny roa ambin'ny folo lahy, mbamin'ny vahoaka betsaka niaraka taminy, nitondra sabatra sy langilangy, nirahin'ny lohan'ny mpisorona sy ny loholona.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 26:47
8 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’izay ny anankiray tamin’ny mpianatra 12 lahy, ilay atao hoe Jodasy Iskariôta, dia nankany amin’ny lohandoha-mpisorona


Mitsangàna, andao isika handeha! Indro efa akaiky ilay hanolotra Ahy!


Ilay hanolotra an’i Jesoa dia efa nanome famantarana azy ireo toy izao: «Izay horohako no Izy, ka sambory.»


Tamin’izay fotoana izay i Jesoa dia niteny tamin’ny andian’olona nirahina hoe: –Toy ny hisambotra jiolahy izato fiavinareo mirongo sabatra sy kibay hisambotra Ahy! Isan’andro Aho dia nipetraka nampianatra teo an-kianjan’ny tempoly, kanefa tsy nosamborinareo.


–Ry havako, tsy maintsy notanterahina izay nambaran’ny Fanahy Masina mialoha ao amin’ny Soratra Masina; fa niteny tamin’ny alalan’i Davida Izy ny amin’i Jodasy izay tonga mpitarika ireo nisambotra an’i Jesoa;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra